album cover
Kalinah
26
Music
Kalinah was released on February 27, 2025 by BIG SOUND Studio as a part of the album Kalinah - Single
album cover
Release DateFebruary 27, 2025
LabelBIG SOUND Studio
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM134

Credits

PERFORMING ARTISTS
Tempo GAIGY
Tempo GAIGY
Vocals
COMPOSITION & LYRICS
RANDRIATAHINA Maminirina Faniry
RANDRIATAHINA Maminirina Faniry
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
JYZ
JYZ
Producer, Mixing Engineer, Mastering Engineer
Fidy R
Fidy R
Producer

Lyrics

Couplet 1:
Oh,io,io io,io
Aza mody mba menatra
Aza mody mba menatra
Efa hitako ianao tamin’ iny.
Tamin’ny fetin’ny namako zay.
Aza mody mba fanina eo (x2)
F'efa hitako enao hoa nitsinjaka be
Tam’ fetin’ny faran'ny taona
Oh ,io,io,io,io
Halalao, halalao miala any ary i Kalinah
Réf:
Eo ary mandihy KALINAH (x12)
Couplet 2 :
Nisy sipa kely tsy nivavaka
Latsaka tao anaty lavaka
Folaka tsy nahay nitsangana
Tsy fidiny azy ny tsy nahay mandihy e
Ianao ty salama matanjaka mampifila
Tsy mety milatsaka
Sasamiandry ny fianakaviana
Aleo oa mandihy @ zay Kalinah.
Ref :
Eo ary mandihy KALINAH (x12)
Kalinah a,a Kalinah a
(Zay le nandrasako taminao e) (x2)
Ataovy mahalala ny anaranao
Ataovy mahita ny sarinao (Kalinah an,an)
Ataovy le tsy manadino o Mahatadidy ny anaranao iny o
(Kalinah an ,an)
Kalinah...........
Written by: RANDRIATAHINA Maminirina Faniry
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...