album cover
Misia
album cover
Misia was released on December 8, 2025 by Reko Band as a part of the album Misia
AlbumMisia
December 8, 2025
LabelReko Band
BPM
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Lyrics

Ny aizina tambonin’ny lalina,
Ianao naomba tamonin’ny rano.
Izao rehetra izao tao anatinao,
Nivoaka avy tao raha vao niteny ianao.
Hoe : « Misia ny mazava »
Dia nisy izany.
Ny aizaina nisava dia nisy ny aina.
Niteny ianao sady « teny» koa.
Anatiko ao, faniloko.
Tarihinao ny foko etoana
Hiteny amin’ireo izay tsy misy endrika sy foana, hoe : «Miveloma indray »
« Misia ny mazava »
Dia nisy izany.
Ny aizaina nisava dia nisy ny aina.
Hay lehibe noho izay noheveriko aho.
Written by: Fy Rasolofoniaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...