album cover
Izay
album cover
Izay was released on December 8, 2025 by Reko Band as a part of the album Misia
AlbumMisia
December 8, 2025
LabelReko Band
BPM62
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

Taloha be nefa, vaovao be koa nefa
Mora ifandraisana tsy mankaleo.
Tsy hitan’ny masoko kanefa fantatry ny foko toy ny efa mpifamatotra efa ela be.
Izy tsy hevitra hifandresen-dahatra fa olona hofantarina sy hifandraisana.
Tsy hamoronako fombafomba.
Izaho raha Andringitra, izy tsy Ankaratra, f’izay misy ahy dia misy azy.
Tsisy tsy hainy izay rehetra momba ahy.
Izao e !
Izaho tsy mino azy fotsiny fa tiako mihitsy izy e !
Tsisy resaka fa izay.
Avo toerana kanefa mpanompon’ny rehetra,
Satria aminy ny olona no tena harena.
Tsy in-dray, tsy in-droa, tsy in-telo, tsy –efatra aho, no efa nanary tena sy nilefa fa izy fitiavana mitiady ireo izay very.
Izy tsy hevitra hifandresen-dahatra fa olona hofantarina sy hifandraisana.
Tsy hamoronako fombafomba.
Izaho raha Andringitra, izy tsy Ankaratra, f’izay misy ahy dia misy azy.
Tsisy tsy hainy izay rehetra momba ahy.
Izao e !
Izaho tsy mino azy fotsiny fa tiako mihitsy izy e !
Tsisy resaka fa izay.
Written by: Fy Rasolofoniaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...