album cover
Efa Izy
album cover
Efa Izy was released on December 21, 2025 by MadeIT Records as a part of the album Efa Izy - Single
December 21, 2025
LabelMadeIT Records
BPM114
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Lyrics

Couplet 1
Orana mandalo io voafafa ny masoandro
Aza magnahy sy miasaloha fa avelao andriamanitra manohy azy
Tsy tsara ny mamitaka ry namako
Ataovy fady ny mangalatra
Avelao ny fotoana no mijery
Pont
Fafao ny fahakamoana
Tsy fatao ny mandainga
Na tsy androany fa mety ho rapitso
Ny anjaranao efa ao ambadika
Refrain
Efa ohatran’io mihitsy, efa ohatran’io mitsy tsy miova
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
Manaova ny tsara dia aza mamosavy
Couplet 2
Miady foana na kivy
Miatsaravelatsihy tsy izy
Aiko miaritra marary fa ambony loha tsy mikipy
Na isan’andro mitomany atao anaty loha
Mila faly na mafy ny jaly
Written by: TSIRINIAINA RIANTSOA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...