album cover
Hafaliana
998
World
Hafaliana was released on September 28, 2012 by Apolon Music France as a part of the album Zana-bahoaka
album cover
Release DateSeptember 28, 2012
LabelApolon Music France
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM70

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
Samoela
Samoela
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Samoela
Samoela
Songwriter

Lyrics

Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
K'ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
Fa hozatry ny fiainako ianao e ! andry iankinako ô !
Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô ! Reven'ny fanahiko
Mihetsika kely aho, de ianao
Bedin'ny Neny aho, de ianao
Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô !
Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
K'ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
Fa hozatry ny fiainako ianao e ! andry iankinako ô !
Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô ! Reven'ny fanahiko
Mihetsika kely aho, de ianao !
Bedin'ny Neny aho, de ianao !
Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô !
Matoa tsy afa-miova aho, de ianao !
Matoa alim-pody aho, de ianao !
Mandrevirevy eny aho, de ianao !
Feno anao ny fiainako ô !
Katry mivembena aho, de ianao !
Dizina sy feta aho, de ianao !
Saika hamono tena aho, de ianao !
Be loatra ka tsy tantiko !
Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
Written by: Samoela
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...