album cover
Namany
album cover
Namany was released on May 25, 2026 by Vazo Lee as a part of the album Namany - Single
May 25, 2026
LabelVazo Lee
LanguageEnglish
BPM89
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Lyrics

Tsy hay
Ny tsy handinika ny hakantony
Te hiala
Fa mihazona ahy ny masony
Ela nikaroka hatsarana
Vizana, kivy. Fa Ny eo ihany
Hiray sy hitovy ny adalana, hamelona ny fanahy
Ny ratrako sitraniny ny hafanany
Hoentiny miodina ambony ambany
Izy no hany fanantenana
Hamerina ny sira ho siramamy
Manofy tsy ho namanao (Choeur)
Hihazona ny tananao
Hiraikitra amin'ny fiainanao
Hihazona ny tananao
Mankafy mankafy mankafy ny antony
Dia fitia dia fitia dia fitia ny fanafodiny
Mankafy mankafy mankafy ny antony
Tsikitsikinao io no milay
Izay bandy mahita may
Mampihaiky izay mitodika, kay
Hany nofinofy ny ahy
Raha mitodika aty ny fanahiny
Ho tampoka tsy hita ny alina
Izay marary amiko sitraniny
Fitiavako natory tafariny
Avelao izay niserana
Sao ho reraky ny nenina
Fo saina no maratra
Ho anjara ny manaraka
Ory hafanana aho
Nanantena anao
Toa hafahafa aho
Ianao no antony ao
Mankafy mankafy mankafy ny antony
Dia fitia dia fitia dia fitia ny fanafodiny
Mankafy mankafy mankafy ny antony
Dia fitia dia fitia dia fitia ny fanafodiny
Namanamany ihany
Izay rehetra tamy
Tsy mahay manary
Izay tonga hono dia tara
Masonao no mihazona azy
Miraikitra amin'ny fanahiny
Ny sainy mivazivazy
Hiaotra ny ho namany
Te ho one hundred mignonne
Written by: Arinoa Ny Anjara, Vazo Lee
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...