album cover
HOP
album cover
HOP was released on August 30, 2026 by Flawless Music Entertainment as a part of the album HOP - Single
August 30, 2026
LabelFlawless Music Entertainment
LanguageFrench
BPM
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Lyrics

Flwlsgng... An annn
Kobony ah fa misy money
Raha tsy izany izy tsy nanantona anà
De ouzizy ah hoe holla (Holla Holla)
Bichtes matérialiste
Tsy hiresaka amlah izany izy raha tsy resaka moula (Moramora)
Ny foko hono tsy ilainy
Fa nomeko anazy ny drala de nomeny ny dona
Zah ndray no atosiny eo am-pandriana
Tiany mihitsy ilay misomasoma rehefa tsy fadimbolana
Koboko mandeha mafy ohatran'ny Ferrari
Tsy hidirako lalina ny serany
Zah koa tsy kofa haka vady fa mba juste juste mankafy
Yeah, hoaniko izy ohatran'ny mihinam-bary
Sexy bitches oulala
"Tairo hoento aty aloha ny volanla
De ndao hanakatra volana"
Tairo aloha andeha hisoma kely
Tsika roa hiaraka hile... fa
Combat à mort io tsisy afa-bela
Donadona miaraka am tefa... ka
S*l*pe, à 4 pattes mi-galoppe
Hitako fa mankafy ohatran'ny mikapokapoka mi-tapote
Ouay ouay ouay... skrt skrt
Ohatrany hoe manaraka rythme dou ta dou dou dou ta
Hmmmm ohhhhh
Hmmmm ohhhhh
Written by: Tahiana Andrianiaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...