album cover

Avereno

55Dance2026
album cover
Avereno was released on November 7, 2026 by Reko Band as a part of the album Andao
AlbumAndao
ReleasedNovember 7, 2026
LabelReko Band
BPM111
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

Fon’ny tany mbola zaza tsy nahalala hafa tsy ianao, nameno ny fisiany ianao.
Tsy nisy fihetsika na fombafomba nifandraisana taminao.
Zatra anao izao rehetra izao.
Tsy nisy nampisaraka ny hita maso tamin’ny tsy hita.
Fa niara-tsambatra satria ny fiainana nifampiampita.
Oh avereno any aho, hifankazatra indray sy ho tafaray.
Avereno any aho, sokafy indray ny mason’ny fanahy hahitako anao.
Ireo voaly nampisaraka efa notriarinao,
Ireo ota efa matinao.
Ireo voaly atsangan’ny saiko re mba hitsakitsao.
Avereno any Edena aho.
Izay tsisy mampisaraka ny hita maso amin’ny tsy hita.
Fa miara-tsambatra satria ny fiainana mifampiampita.
Oh avereno any aho, hifankazatra indray sy ho tafaray.
Avereno any aho, sokafy indray ny mason’ny fanahy hahitako anao.
Oh avereno, avereno aho hiaina toy ny tany Edena.
Avereno any aho, hifankazatra indray sy ho tafaray.
Avereno any aho, sokafy indray ny mason’ny fanahy hahitako anao.
Written by: Fy Rasolofoniaina

Shazam Footer

Select language:
Google Play Store
Apple App Store
Chrome Web Store
Galaxy Store

Follow Us

Loading...