album cover

Mitonia

1,763Dance2026
album cover
Mitonia was released on November 7, 2026 by Reko Band as a part of the album Andao
AlbumAndao
ReleasedNovember 7, 2026
LabelReko Band
BPM89
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

Mitonia zanako fa eto aho.
Reko avokoa ireo vavakao,
Mihatra amin’ny aiko ny alahelonao.
Mitrakà ianao, aza manahy fa eto aho.
Matokia ahy zanako,
F’izaho tsy hahafoy anao.
Etsy ho fafako ny ranomasonao,
Tsapako izay tsapanao.
Tiako loatra ianao,
Indrindra aza adino fa eto aho.
Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao,
Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao.
Aza manahy fa eto aho,
Tsy avelako handeha irery ianao.
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy.
Aza manahy fa izaho hitantana anao.
Mitonia zanako fa eto aho,
Ampianariko zava-baovao ianao,
Ny hampatanjaka anao no anton’izao.
Haiko fa marary nefa hanampy anao hanakaiky ahy.
Ny zava-drehetra tsy voatery hahafaly anao,
Fa ny zava-drehetra miara miasa hahasoa anao.
Aza manahy fa eto aho,
Tsy avelako handeha irery ianao.
Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao fa aza manahy.
Aza manahy fa izaho hitantana anao.
Written by: Fy Rasolofoniaina

Shazam Footer

Select language:
Google Play Store
Apple App Store
Chrome Web Store
Galaxy Store

Follow Us

Loading...