制作
出演艺人
BOLO
表演者
Mirindra RANDRIANARISOA
声乐
Anjara Rakotozafiarison
吉他
Dominique RASOLOFOMANDROSO
伴唱
Mirindra Razafindrazaka
伴唱
Ludovic RAKOTONDRAINA
键盘
作曲和作词
Mirindra RANDRIANARISOA
词曲作者
制作和工程
Mirindra RANDRIANARISOA
制作人
Miora Rabarisoa
混音工程师
Joel Jaccoulet
平面设计
歌词
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Dia mbola manamafy aho hoe tsy haiko
Tsy haiko, tsy haiko
Marina mafy tsy haiko
Fa efa okotra, nidofotra, no votsotra hatr@ amany
Efa malozotra, no mila itambotsotra nilaozan'i madama
Fa efa nihotra ny mety ny toaka lany
Fa vao nisava vetivety dia lasa ihany
K'aza manontany ahy fa
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Dia mbola manamafy aho hoe tsy haiko
Tsy haiko, tsy haiko
Marina mafy tsy haiko
Fa sotroiko ny rano
Satria mahavelona dia sotroiko ny rano
Rehefa mangotraka dia mandoro ny rano
Rehefa tondraka koa dia mamono ny rano
Satria sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mahamamomamo
Sady mamelona no mamono ny rano
Dia sotroiko ny rano
Satria mahavelona dia sotroiko ny rano
Rehefa mangotraka dia mandoro ny rano
Rehefa tondraka koa dia mamono ny rano
Satria sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mahamamomamo
Sady mamelona no mamono ny rano
Dia sotroiko ny rano
Satria mahavelona dia sotroiko ny rano
Rehefa mangotraka dia mandoro ny rano
Rehefa tondraka koa dia mamono ny rano
Satria sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mamono ny rano
Sady mamelona no mahamamomamo
Sady mamelona no mamono ny rano
K'aza manontany ahy fa
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Marina mafy e, tsy haiko
Tsy haiko
Dia mbola manamafy aho hoe tsy haiko
Tsy haiko, tsy haiko
Marina mafy tsy haiko
Iray, roa, telo [rainizanabelo]
Samy ho tahian-janahary ka samia ho lava velo
Hoy aho hoe : iray, roa, telo
Samy ho tahian-janahary ka samia ho lava velo
Iray, roa, telo [rainizanabelo]
Samy ho tahian-janahary ka samia ho lava velo
Hoy aho hoe : iray, roa, telo
Samy ho tahian-janahary ka samia ho lava velo
Aleloia, Aleloia, Aleloia ...
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA