歌詞
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Go ahead and tell everybody
Go ahead and tell everybody
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Go tell my people
I represent
I don't do talking
I am doing it
Can't say I'm faking
Cause I'm in my element
Even my haters
Are tuning in
Sounds of the Indian Ocean o
You already know that's I'm where from o
Sun shines bright in my kingdom
Paradise is the place I call home
Go ahead and tell everybody (go ahead)
Won't you go ahead and tell everybody
Go ahead and tell everybody (go ahead)
Won't you go ahead and tell everybody
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Yeahhh reharehanay
Zahay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay)
Zahay koa Malagasy e (Na aiza tany misy anay)
Agnay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay)
Agnay toy Malagasy e (Na aiza tany misy anay)
My people gave me thick skin
Eating dirt is where I thrive
My grandma gave me blessings
To go out there and claim what's mine
She used to tell me:
"Aza manadino ny tany naviagna e
Aza manadino ny tany nahabe
Oh tsarovy fa ianao Malagasy e"
Go ahead and tell everybody (go ahead)
Won't you go ahead and tell everybody
Go ahead and tell everybody (go ahead)
Won't you go ahead and tell everybody
Asehoy olo jiaby fa ny Malagasy mahay manao fety
Ahetseo aleo ho fanina ny mason'ireo mpangala-pijery
Omeo lalana ireo izay manodina, omeo sehatra kely
Hainareo fa tsy misy fety gasy raha tsy mba manintsana kely
Io ara ilay tsisy taolana
Io ara ilay tsisy taolana
Ny ilany fotsiny no mihetsika
Ny ilany fotsiny no mihetsika
Ahodino ahodino, aoka izay
Ahodino ahodino, aoka izay
Yeahhh reharehanay
Zahay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay)
Zahay koa Malagasy e (Na aiza tany misy anay)
Agnay koa Malagasy e (Oh na aiza na aiza alehanay)
Agnay toy Malagasy e (Na aiza tany misy anay)
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Tsy manary tanindrazana
Agnay zanak'i Gasikara e
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Sheesh
Writer(s): Lalaina Rakotoarimanana
Lyrics powered by www.musixmatch.com