album cover
Fantatrao Ve?
album cover
Fantatrao Ve? 由 Reko band 於 2026年3月20日發行,收錄於專輯《Fantatrao Ve?》中
2026年3月20日
標籤Reko band
BPM
旋律
原聲音質
Valence
節奏感
輕快

音樂影片

音樂影片

歌詞

Fantatrao ve ?
Fantatrao ve izay fantatro ?
Fantatrao ve ?
Fantatrao ve ilay malalako ?
Fantatrao ve izy ?
Raha fantatrao izy,
Raha fantatrao izy dia hitia azy koa ianao
Dia haniry ny hitoetra,
Dia haniry ny hitoetra akaikin’ny fony koa ianao.
Raha fantatrao izy.
Raha mahalala azy ianao dia,
Ny hany ho ataonao dia,
Ny hanome izay momba anao rehetra ho azy.
Ny fitiavany hotsapanao dia,
Handona ny fonao dia,
Handio ny masonao hahita azy.
Fa tsisy izay tsy niova izay rehetra nihaona taminy.
Tsisy izay tsy niova izay rehetra tena nahalala azy.

Andramo ka izahao,
Ndehana andramo ,izahao fa tsara izy.
Andramo ka izahao fa tsara izy.
Written by: Fy Rasolofoniaina
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...