Listen to I Love N. Y. by 1000 Clowns

I Love N. Y.

1000 Clowns

Pop

1,978 Shazams

Lyrics

Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao Dia zao dia izao, zao han an! Rakaieko, alaiko ny fonao ho an'ahy Han!, tsy mino aho raha enw no hiteny hoe tsisy tompony a! Tsy hiteny koa aho hoe lery no tsisy fotony a! Fa hanontany aho, ny fonao ve afaka mizara kay? Raha efa lo ny loha de ho avy zay hirakay Alaiko foana tsy quoi, ny antsasany aloha Manarak'eny ny ambiny, nisasahan'aloha Ny fonao tsy ao am-paosy, fa eo @ tratranao havia Raha haka anio aho tsy afaka hiantso vonjy enw hoe avia Fa alaiko @ teny mamy, sanatria zah mpaka taova Fomba fiteny fa ohatr'izany ny boto rehefa love a! Hangalatra ihany ve zah, dia tsy aleoko mba fitia Tsy ny an'ny sipa rehetra ny ahy no alaiko fa ny an-dry Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao Dia zao dia izao, zao han an! Rakaieko, alaiko ny fonao ho an'ahy Han!, na misy tondra-drano, na misy tany mihotsaka Alaiko f'efa haiko, fa na tia enw tsy hipotsaka Zah tsy mividy fitiavana, io koa tsy mba afera Fa ny foko midobodoboka ohatrin'ny subwoofer Ny haka ny anao, tsy miraharaha an'izay efa misy Zay miandry anao ankoatrako, dia aleo izy varius Fa zay, tsy mety mionona raha misy zava-tiana Zay sahy maty mifono lambamena, zah tsy hangina Tsy angano, ny teniko rehetra teo aloha angony Hoe rakaieko ny fonao, raha tsy ampy anao ry lerony Oay, azafady! Hay kay tsy lerony fa lery Ndao hifandona vera eo am-pijerevana serie ry Cherie! Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao Dia zao dia izao, zao han an! Rakaieko, alaiko ny fonao ho an'ahy Na! na! na! na na na na Na! na! na! nan a na na Raha tsapanao fa hoe tsy ampy ny nomeny Tsy mahatsiaro hoe faly izy fa manana anao Dia zao dia izao, zao han an! Rakaieko, alaiko ny fonao ho an'ahy
Writer(s): Monk Higgins, Kevin Krakower, Jerry Pao Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out