Hudební video

Hay hay (Live)
Přehrát hudební video {trackName} od interpreta {artistName}

Nabízeno v

Kredity

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Razafindranoa Raosolosolofo
Razafindranoa Raosolosolofo
Songwriter

Texty

Hay (6), izao vao tsapanao tokoa Fa mafy ny fiainana Hay (5), mafaitra Ny mikaroka ny soa Rehefa tsisy ny hitarainana Fony mbola teo i dada sy i neny Tsy nohenoina akory raha niteny Sy mba nanahanatranatra... Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Nahoana no mitokona Hay (5), mafy izany tsy mba mitafy Afa-tsy ankanjo rovitra Hay, rehefa tsy eo koa i neny, Dia tsy maintsy mihafy Na dia noana sy mangovitra. Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha Fa tsy misy ny atokona Ny manodidina ahy toa ngazana Ny totohondry no avokona Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha Mila ho vaky teo re ny loha
Writer(s): Zafimahaleo Rasolofondraosolo Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out