Lyrics

Hanaraka anao Toy ny haloka Ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka Ka ra mbola misy taratra pazavana Tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola tamana Tsy hiala teo mihitsy aho raha toa mbola mafana Tsy handriko intsony ny andro maraina Azahoako hifoha hamonjy anao ry aina Ka tsy hiala teo indray raha tsy ny andro no hariva Rehefa injay ny masoandro hiva dia hiva Rehefa indray ny masoandro hiva dia hiva Izaho anie ka zaza tsy mahasara-dreny Hanaraka anao eny rehetra eny Ianao irery no afaka hampitony ny tomany Ary raha toa aho tsy afaka ianao hanarina ahy hatrany Ny vavan'ny sasany tsy ahoako intsony Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony Ka ny vavaka atao dia ny mba haharitra hatrany Haharitra tokoa anie izany fiarahantsika izany
Writer(s): Rakotobe Andrianabela Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out