Music Video

Featured In

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Andrianabela Rakotobe
Andrianabela Rakotobe
Songwriter

Lyrics

Ianao no fidiko re rahavana, Omeko, fitiavana. Mba jereo ka mba raiso reto tànana, Mitoloko izy reo f'aza lavina. Ianao no fidiko re rahavana, Omeko, fitiavana. Mba jereo ka mba raiso reto tànana, Mitoloko izy reo f'aza lavina. Atolotro ho anao e, ho anao irery. Hataka ihany anefa fa tsy an-tery. Aza atositosika raha tsy anjara, Adinoy fotsin'iny fa tantara. Ianao no fidiko re rahavana, Omeko, fitiavana. Mba jereo ka mba raiso reto tànana, Mitoloko izy reo f'aza lavina. Atolotro ho anao e, ho anao irery. Hataka ihany anefa fa tsy an-tery. Aza atositosika raha tsy anjara, Adinoy fotsin'iny fa tantara.
Writer(s): Andrianabela Rakotobe Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out