クレジット
PERFORMING ARTISTS
BOLO
Performer
Mirindra RANDRIANARISOA
Vocals
Anjara Rakotozafiarison
Guitar
Mirindra Razafindrazaka
Background Vocals
Dominique RASOLOFOMANDROSO
Background Vocals
Ludovic RAKOTONDRAINA
Keyboards
Dimitri Randza
Programming
Radomampionona
Harp
COMPOSITION & LYRICS
Mirindra RANDRIANARISOA
Songwriter
PRODUCTION & ENGINEERING
Mirindra RANDRIANARISOA
Producer
Miora Rabarisoa
Mixing Engineer
Joel Jaccoulet
Graphic Design
歌詞
Oe eye eh eh eh ya
Nda nda nda nda nda nda
Onananay nanay nanay nanay
Oe eye eh eh eh ya
Nda nda nda nda nda nda
Onananay nanay nanay nanay
Oe eye eh eh eh ya
Nda nda nda nda nda nda
Onananay nanay nanay nanay
Oe eye eh eh eh ya
Nda nda nda nda nda nda
Onananay nanay nanay nanay
Renareo teo
Ny rakikira faharoan'i Bolo
Iza mitondra ny lohateny hoe : Jerenty
Ny namelona ny rakikira :
Teo amin'ny feo, ny fanoratana ary ny fanatontosana : Bolo
Teo amin'ny gitara sy ny gitara beso : Anjara Rakotozafiarison
Teo amin'ny vatamaroafitsoka : Dovs
Teo amin'ny apongamaroanaka nokirakiraina an-tsolosaina : Meji
Teo amin'ny sodina, ny kabosy, ny bega ary ny trompetra : Piu
Teo amin'ny feo lafika lehilahy : Dom Rasolo
Teo amin'ny feo lafika vehivavy : Kalih
Nanampy teo @ saxophone : Miantsa Randriamihajasoa
Teo amin'ny contrebasse : Vatsiahy Ravaloson
Nandray feo sy nively ny apongamaroanaka : Miora Rabarisoa / Miou Sonor
Nanampy teo amin'ny feo : Jess
Nanao ny apongamaroanaka vita am-bava : Do B
Isaorana manokana ry daatoa sy tantine
Ary indrindra indrindra misaotra anareo naharitra nihaina hatramin'ny farany
Mpanohana ofisialy : MVola
Mametraka ny veloma mandrapihaino,
Misaotra tompoko
Fa tsy maintsy mitsangan'ialahy
Faly, tsy maintsy mitsangan'ialahy
Jaly, tsy maintsy mitsangan'ialahy
Mianjera tsy maintsy mitsa- tsa- tsa
Fa tsy maintsy mitsangan'ialahy
Jaly, tsy maintsy mitsangan'ialahy
Faly, tsy maintsy mitsangan'ialahy
Na mianjera tsy maintsy mitsa- tsa- tsa
Written by: Mirindra RANDRIANARISOA