album cover
Reko
136
Pop
Reko was released on January 29, 2021 by Niu Raza as a part of the album Mm-Hmm
album cover
AlbumMm-Hmm
Release DateJanuary 29, 2021
LabelNiu Raza
LanguageEnglish
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy
BPM

Music Video

Music Video

Credits

PERFORMING ARTISTS
NIU RAZA
NIU RAZA
Performer
COMPOSITION & LYRICS
NIU RAZA
NIU RAZA
Songwriter

Lyrics

Raha niaraka aminao iny?
Aleo atao milamina!
Fa izaho raha hitia anao iny
Ny fonao ve efa ahy?
Fa 'zah tsy tia milalao
Raha ianao no izy
Dia tsy olona ankoatra anao
Eny satria ny fitia tsy kilalao
Nefa tiako rehefa misangisangy
Izaho sy ianao!
Oh raha mba hainao...
Manonofy anao aho ny alina
Manonofy anao aho ny maraina
Ianao tsy tafala ato an-tsaiko
Mahalasa saina, mampieritreritra ahy
Mety hoe lay izaho tia loatra anao
Sa ve 'zah tsy matotra hitia anao
Za tsy dia mahay miresaka fitia
Fa izany angamba no hitiavanao ahy
Reko midobodoboka ny foko
Yeah yeah
yeah yeah
Reko midobodoboka ny foko
Yeah yeah
yeah yeah
Rehefa miaraka aminao aho
Rehefa miaraka aminao aho
Rehefa miaraka aminao aho
Reko midobodoka ny foko
Rehefa miaraka aminao aho
Rehefa miaraka aminao aho
Rehefa miaraka aminao aho
Reko midobodoka ny foko
Rehefa miaraka aminao aho
Reko midobodoka
Midobodobodobodobo
Midobodobodoboka ny foko
Midobodobodobodobo
Reko midobodoka ny foko
Written by: NIU RAZA
instagramSharePathic_arrow_out􀆄 copy􀐅􀋲

Loading...