album cover

Andao

62Dance2026
album cover
Andao was released on November 7, 2026 by Reko Band as a part of the album Andao
AlbumAndao
ReleasedNovember 7, 2026
LabelReko Band
BPM61
Melodicness
Acousticness
Valence
Danceability
Energy

Music Video

Music Video

Lyrics

Ho entiko ianao
Hijery zava-baovao
Mbola tsy hitan’ny masonao
Tsy ren’ny sofinao.
Raha mino ahy ianao,
Ario ny entanao
Dia ‘ndao,
‘Ndao hanaraka ahy.
Hosokafako ny masonao,
Havaoziko ny fisainanao
Ka ny ety an-tany ho toy ny any an-danitra ihany.
Hositraniko ireo ferinao,
Ianao manontolo ho vaovao
Ka ny ety an-tany ho toy ny any an-danitra ihany.
Dia hohiraiko aminao
Ny hiran’ny hira rehetra.
Andao hanaraka ahy
Ho entiko ianao
Hijery zava-baovao
Andao hanaraka ahy
Andao hanaraka ahy.
Written by: Fy Rasolofoniaina

Shazam Footer

Select language:
Google Play Store
Apple App Store
Chrome Web Store
Galaxy Store

Follow Us

Loading...