Dari

COMPOSITION & LYRICS
Kizl
Kizl
Songwriter

Lirik

Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Fohy loatra ny life
Tsy tratra antso ny ndayf
Tsy fantatro enao, tsy haiko...
Tsy quoi... tsy de ilaiko...
Akotran ze izy, tsy raisiko
Akotran mangamanga sy ny maizina
Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Tsy tratra antso ny ndayf
Tsy tratra antso ny ndayf
Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Fohy loatra ny life
Tsy tratra antso ny ndayf
Maneno ny ndayf...
Maheno... iza pr?...
Misy inona?... misy kajy?...
Misy deal?... sa matory?...
Makaiza?... aveo aiza?...
Katraiza no akatona?...
Ny $ aiza?... ny aina aiza?...
À l'aise?... ca va pr?...
Asio pro, asio grama, enga anie aho mba tsy ho tara
Asio do-be, asio dzama, enga anie ny andro mba ho tsara
Mamay bro ze ombana, enga anie ho tody hatram farany
Manga no lokon'ny taratasy hamafana ny fahotana
Raha mila... misy dabokandro, misy pra anatin ndayf
Aza mifampitady, raha tsy frera, aza mifampikaiky
Tsisy afa-tsy sera, na ny sera aza ndraindray tsy raisiko
Tsy anaty base tena, aza miresaka, de aza mtest
Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Fohy loatra ny life
Tsy tratra antso ny ndayf
Tsy fantatro enao, tsy haiko...
Tsy quoi... tsy de ilaiko...
Akotran ze izy, tsy raisiko
Akotran mangamanga sy ny maizina
Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Tsy tratra antso ny ndayf
Tsy tratra antso ny ndayf
Aza mifampitady, aza mifampiantso, aza mifanadala, aza mfasspr
Fohy loatra ny life
Tsy tratra antso ny ndayf
Aivr ny mc anatin ndayf
Aivr ny prod anatin ndayf
Ze ilaina hita anatin ray sy valo
Ny fosika ihany no tsy anatin ndayf
Anaty réseaux isanandro... fa possible tsy tratra antso aho...
Manamaina, manamando aho, mody tsy aki-kozy, manara-maso aho
Haiko daholo ze mpanadroadro... anaty ndayf alina sy andro aho
Vo msspr na tady hasspr enao, tsy manapotoana aho androany
Raha vo hafahafa, tsy mandeha ny ndayf
Ze lasa efa voafafa, tsy anatin ndayf
Tsy akama ze be tata, fuck fuck fuck fuck fuck fuck, hiwerawera ho aiza?
Anaty anonymat, sa ahoana ndray?
Koboko daholo amzay ze tsy azoko tamin'ny mbola boay
Tsy mila mitata, fuck fuck fuck fuck fuck fuck, tsy tratra antso ny ndayf
Written by: Kizl
instagramSharePathic_arrow_out

Loading...