Dari
COMPOSITION & LYRICS
Kizl
Songwriter
Lirik
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Za tsy hainy fa tiany ho tsaraina amin'ny zavatra tsy hainy
Tsy hainy
Fa mandeha
Maraina, hariva, mamay ny ady, mahalasa saina
Fa zay
Fa mandeha
Mbo kindnava
Hoe za ho rendrika... ny teny tsy marary
Ny toetra tsy mendrika, le tsy hita amin'ny sary
Ny adva manenjika, manonga tsara
Ny ahy ny fanahy hendry fa ny fanondro adala
Tsy anatin sera aho vo tsy dasol niara nanidina
Mifampiantso hoe frera sady mifanompa amin kindinavana
Tsy zavadehibe ny vava misokatra fa misy sofina ny rindrina
Tsiambaratelo fa kopy daholo ny pokona manodidina
Mbo kindnava
Ny fiainana amle mamely mafy
Ny fiainana amle mamely mafy
Efa ela no tiko ho lemana, efa ela no tiko hisaveraka
Ze kajinao rehetra tsy aferako
Asio anle mafaty anatin verako
Hiandrasako ny nofy ratsy rehetra ho tanteraka
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Selebon
Mandeha ny mandeha, yeah
Za tsy hainy fa tiany ho tsaraina amin'ny zavatra tsy hainy
Tsy hainy
Fa mandeha
Maraina, hariva, mamay ny ady, mahalasa saina
Fa zay
Fa mandeha
Written by: Kizl