Hudební video

Nabízeno v

Kredity

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Songwriter

Texty

Raha mila fanampiana ianao Ka misy tsy mety ny hatao Tsarovy akia e fa any ho any Misy namana tena tia Miandry fotsiny miandry pihy maso Miandry ho kopahin-tanana Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso Satria izany no tena namana Raha misy zavamam-pahory Ka mila tsy ahita tory Tsarovy akia e fa any ho any Misy namanao tena tia Mahantra sy osa mahantra harena Nefa kosa tsy tia tena Fa vonon-kianampy satria tia Tsy mitady valiny sanatria Raha matsiaro ireny ianao indray Na marary nefa tokana iray Tsarovy akia e fa any ho any Misy namanao tena tia Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro Ka ny halahelo hatsaharo Fa na ali-mikitroka na oram-baventy Ho tonga tsy ho ela fa vetivety Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao Fa madio sy hamairatra foana Tsarovy akia e fa any ho any Misy namanao hatrany hatrany Misy namanao hatrany hatrany
Writer(s): Rakotobe Andrianabela Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out